Entrée hosokosoka (hosoka)
Partie du discours nom
Explications en malgache Zavatra tsy tena izy, fa ala tahaka ratsy sy vita an-tandrevaka mba hamitahana: Nanao vola an-kosoka izy ka voasazy roapolo taona amponja. [1.1]
Explications en anglais Fraud, falsification [1.7]
Explications en français Supercherie [1.3, 1.8]
 Falsification, altération, apparence fausse et trompeuse, comme celle de la fausse monnaie [1.3]
 Fraude [1.8]
Exemples Fa nanomboka teo amin' ny varimitsangana kosa, dia ny marina tsy nisy hosokosoka no nambarako. [2.4]
Synonymes hosoka

Mis à jour le 2023/07/01