Entrée hotakotaka
Partie du discours   nom
Définition malgache   Tabataba sy horohoro;horohoro noho ny fanampoizana loza na zavatra atahorana izay re fa ho avy na mananontanona; fihetsiketsehana noho ny tany tsy mandry misy zavatra mampiahiahy: Hotakotaka eran' ny tanàna tamin' ny fisamborana ilay lehiben' ny mpiodina [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise   a tumult, a disturbance [Hallanger 1973]
Traduction française   tumulte, agitation [Hallanger 1974]
Dérivations  

Mis à jour le 2010/10/07