|
|
|
|

Entrée1  hozongozonina
Partie du discours  2  verbe passif
Radical  3  hozongozona
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8  [1.1] Hetsehina mafy ary imbetsaka: Nohozongozonin' ny ankizy ny hazo ka raraka ny voankazo
Hontsonina, ketrahina: Tsy azon' inona na inona hozongozonina ny finoany
Explications en anglais  9  [1.7] to be shaken
Explications en français  10  [1.8] qu'on secoue, qu'on ébranle
Exemples  11  [2.857#] Irony vato, irony vato, irony vato ery Andrangavo : hozongozonina vao mihamafy, pararetina vao mihafatratra;
12  [2.296#] Eto amin' izao, tsy misy iolahana intsony, no hamosahan' ny Filôzôfia malagasy ny vatolampy tsy azo hozongozonina niorenan' ny finoany.
Proverbes  13  Proverbes contenant le mot hozongozonina

Anagrammes  14  hozongozonina, ihozongozonan, nahozongozony, nihozongozona

Mis à jour le 2025/07/29