Entrée |
ialohana
(aloha)
|
Partie du discours | verbe relatif
|
Définition malgache | Misy... eo aloha: Atao milaza ny ho avy mandrakariva ny matoanteny ialohan' ny "tokony [Rajemisa 1985]
|
Traduction anglaise | [Richardson 1885]
|
Traduction française | [Abinal 1888]
|
Morphologie |
ialohana
ialohako
ialohanao
ialohany
ialohantsika
ialohanay
ialohanareo
ialohan'
ialohan-
ialoham-
ialoha-
| |
nialohana
nialohako
nialohanao
nialohany
nialohantsika
nialohanay
nialohanareo
nialohan'
nialohan-
nialoham-
nialoha-
| |
hialohana
hialohako
hialohanao
hialohany
hialohantsika
hialohanay
hialohanareo
hialohan'
hialohan-
hialoham-
hialoha-
| |
ialohay, ialohao | |
|
Exemples | Ny ray aman-dreny sy ny zoky tsy azo ialohana na miteny na mandeha, na misotro rano. [Rabemolaly: Fary]
|
|