Entrée ianarana (anatra)
Partie du discours verbe passif
Explications en malgache Enti-milaza ny zavatra iray atao ny hahaizana azy [1.1]
Explications en anglais  [1.2]
Explications en français Qu'on étudie, qu'imite [1.3]
Exemples 
1Ny dada no sarotra ianarana. [2.69]
2Hararaoty ny andro tsy ianarana hidiovana. [2.117]
3Ny tenindrazana no tokony hianarana voalohany indrindra [1.1]
Morphologie 
Présent : ianarana, ianarako, ianaranao, ianarany, ianarantsika, ianaranay, ianaranareo, ianaran', ianaran-, ianaram-, ianara-
Passé : nianarana, nianarako, nianaranao, nianarany, nianarantsika, nianaranay, nianaranareo, nianaran', nianaran-, nianaram-, nianara-
Futur : hianarana, hianarako, hianaranao, hianarany, hianarantsika, hianaranay, hianaranareo, hianaran', hianaran-, hianaram-, hianara-
Impératif : ianaro
Proverbes 

Entrée ianarana (anatra)
Partie du discours verbe relatif
Explications en malgache Enti-milaza ny fomba, toerana, fitaovana entina mianatra [1.1]
Explications en anglais  [1.2]
Explications en français  [1.3]
Exemples 
1Ny rakibolana no tsara hianarana ny tenin-drazana [1.1]
2Ianarana koa ny miandry amim-paharetana hoy Idada. [2.332]
Morphologie 
Présent : ianarana, ianarako, ianaranao, ianarany, ianarantsika, ianaranay, ianaranareo, ianaran', ianaran-, ianaram-, ianara-
Passé : nianarana, nianarako, nianaranao, nianarany, nianarantsika, nianaranay, nianaranareo, nianaran', nianaran-, nianaram-, nianara-
Futur : hianarana, hianarako, hianaranao, hianarany, hianarantsika, hianaranay, hianaranareo, hianaran', hianaran-, hianaram-, hianara-
Impératif : ianaro
Proverbes 

Anagrammes 

Mis à jour le 2020/07/31