| Entrée | 1 ianteherana |
| Radical | 2 antehitra |
| Partie du discours | 3 verbe relatif |
| Explications en malgache |
4 Itokiana, iankinana, antenaina mba hanohana, ho vonjy sy tohana: Ny fanjakana no ianteheran' ny vahoaka [1.1] |
| Exemples |
5 Ny mpanan-karena no ianteheran' ny mahantra (Les pauvres s'appuient, comptent sur les riches)
[1.3]
6 Hianao no ianteherako (Je me confie à vous, je compte sur vous) [1.3] |
| Morphologie |
|
| Tous les mots composés | 11 teboka ianteheran' ny haavo |
| Proverbes | 12 Proverbes contenant ce mot |
| Mis à jour le 2025/10/08 |
|