| Entrée | 1 iantsoana |
| Radical | 2 antso |
| Partie du discours | 3 verbe relatif |
| Explications en anglais |
4 [1.2] |
| Exemples |
5 Tsena kosa no iantsoana ny toerana anaovana varotra.
[2.117]
6 Mialoha izay, dia anarana iombonana ihany no iantsoana azy. [2.606] 7 nataony hoe : Raha misy raharaham-panjakana iantsoana anareo; [2.59] |
| Morphologie |
|
| Autres orthographes | 12 iantsovana |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|