|
|
|
|

Entrée1 ifampifehezana
Radical  2fehy
Partie du discours  3 verbe relatif
Exemples  4 Ny teny no amolahana ny tontolo, ifampifehezana ao amin' ny fiarahamonina, ampitana ny fahalalana rehetra. [2.606]
5 fara fahabetsany dia mety hifankahay amin' ny famoahana fitsipika ifampifehezana tokony hanampy ny Lalàm-pifidianana izy ireo. [4.27]
Morphologie 
6 Présent :
7 Passé :
8 Futur :
Tous les mots composés  9teny midina ifampifehezana

Mis à jour le 2025/10/08