| Entrée | 1 ifanamboarana |
| Radical | 2 voatra |
| Partie du discours | 3 verbe relatif |
| Exemples |
4 Ny hisavorovoroana amin' izany, ka raha mbola azo ifanamboarana ihany: dia ny mba hirindrana.
[2.245#57]
5 toe-javatra sendra azy na dia tsy marina na tsy rariny loatra aza, mora ifandraisana sy ifanamboarana amin' izao rehetra izao rahefa ao ny fihavanana. [2.296#95] |
| Morphologie |
|
| Mis à jour le 2026/02/26 |
|