Entrée ifoterana (fotitra)
Partie du discours verbe relatif
Définition malgache Asian' ilay nasiana voalohany indray: Nifoteran' ilay alika nokapohiny Rakoto ka naratra [Rajemisa 1985]
Morphologie 
ifoterana
ifoterako
ifoteranao
ifoterany
ifoterantsika
ifoteranay
ifoteranareo
ifoteran'
ifoteran-
ifoteram-
ifotera-
nifoterana
nifoterako
nifoteranao
nifoterany
nifoterantsika
nifoteranay
nifoteranareo
nifoteran'
nifoteran-
nifoteram-
nifotera-
hifoterana
hifoterako
hifoteranao
hifoterany
hifoterantsika
hifoteranay
hifoteranareo
hifoteran'
hifoteran-
hifoteram-
hifotera-
ifotero
Citations 

2010/05/14