| Entrée | 1 Ikala |
| Partie du discours | 2 nom propre (anthroponyme) [Liste complète] |
| Explications en malgache |
3 Teny entina milaza zazavavy ka: 1) tononina mialoha ny anarany: Tsy hita ny nalehan' Ikala Soa, nefa tadiavin-dreniny izy; 2) atao eo alohana mpamaritra anarana mamingavinga ka entina maneso na manompa: Ikala adala, Ikala tsy mahita ny viliany iny!.
[1.1] |
| Explications en anglais |
4 a girl, a wench, a woman. It is also used for the female of animals, especially of fowls..
[1.2] 5 a common name for women and girls, usually disrespectful, often used to form expressions of abuse. [1.7] |
| Explications en français |
6 nom propre de femme; familier, souvent péjoratif; sert à former des sobriquets péjoratifs.
[1.8] |
| Exemples |
7 ikala Soa zandriko nanambady zanak' olona mpiavy.
[2.445#]
8 nefa tsy hitan-dRafara sy ikala izay nidirany tao. [2.69#] |
| Vocabulaire | 9 Etiquette |
| Tous les mots composés | 10 8 combinaisons de ce mot |
| Anagrammes | 11 alika, 12 Ikala, 13 ilaka, 14 Kalay, kalay, 15 laika, 16 liaka |
| Mis à jour le 2025/11/12 |
|