Entrée Imerinalavasofina
Partie du discours nom propre (titre de livre ou pièce)
Définition malgache Tao amin' ny "Imerinalavasofina" nivoaka teo an-taona 1930 teo ihany koa, no nampitahan-dRazafintsalama Josefa ny ohabolana malagasy amin' ny ohabolana hebrio: be tokoa ny itovizany na amin' ny heviny na amin' ny fipaikany. [Rahajarizafy 1988]
Auteur Razafintsalama Josefa, 1930
Tableaux et planches Tous les titres

Mis à jour le 2020/07/31