Entrée Imprimerie FFMA
Partie du discours nom propre (établissement) [liste complète]
 Noho ny fangatahana tamin' ny 20 janvier 1898, MM. (1) William Wilson dokotera, (2) Herbert Fox Standing misionary, (3) John Charles Kingzett lehiben' ny fanaovam-porinty FFMA izy telo lahy ireo monina ao Antananarivo, fari-taniny Faravohitra, niara-nangataka ny anoratana amin' ny Rejistry ny Fanjakana, fa izy ireo no msamy tompon; ny fananana tany, izay nambarany, sy tiany nomena anarana hoe Imprimerie de la Friends Foreign Mission Association, misy trano fitoerana azy, fanaovam-porinty, fivarotana ary ny momba azy ao Antananarivo, fari-taniny Faravohitra amy ny lalana avenue La Bourdonnais N. 33. [Fanjakana: Gazety]
 Suivant réquisition de 29 janvier 1898, MM. (1) William Wilson, médecin; (2) Herbert Fox Standing, missionnaire; (3) John Charles Kingzett, directeur de l'Imprimerie FFMA, tous trois domiciliés à Tananarive, quartier Faravohitra, ont demandé l'immatriculation, en qualité de propriétaires indivis, d'une propriété à laquelle ils ont déclaré vouloir donner le nom de l'Imprimerie Friends Foreign Mission Association, consistant en maison d'habitation, imprimerie, magasin et dépendances situés à Tananarive, quartier Faravohitra, avenue La Bourdonnais, N. 33. [Fanjakana: Gazety]
Catalogue Madagascar  1920 Ramiandry J : Ikelimalaza sy ny tantarany
1920 Ramiandry J : Ny Baiboly sy ny fampielezana azy amin' izao tontolo izao
Tableaux et planches Tous les titres

Mis à jour le 2020/04/04