Entrée |
inay
|
Partie du discours | adjectif
|
Explications en malgache | Enti-milaza zavatra heno ka toa tondroina: Inay ilay feo henoko omaly [1.1]
|
Synonymes | |
|
Entrée |
inay
|
Partie du discours | interjection
|
Explications en malgache | Toy izay, tahaka izay (teny mitory toa fanenenana amin' ny zavatra natao, na toa faniniana ny lahatra amin' ny tsy naha-toy izao na toy izao ny tena):
Inay aho tsy niavonavona tamin' ny lehibeko! / Inay aho tsy nahalala an' iny olona iny na oviana na oviana! / Inay aho vorona sahala aminao! (Ny Avana) [1.1]
|
Explications en anglais | There! Behold! O that! Would that! Hark! List! Used of some one drawing near but not yet in sight. [1.2]
|
| There! oh that! [1.7]
|
Explications en français | Puisse! oh que! plaise à Dieu! [1.8]
|
|