Entrée indriako
Partie du discours   pronom [liste]
Définition malgache   Misolo ny olona itenenana, fampiasan' ny samy vehivavy, indrindra ny zazavavy mifankazatra: Indriako no tsy te handeha ho [Rajemisa 1985]
Définition anglaise   thou, you. A word used by women in a familiar style of address. Somewhat like My dear. Comp. Ialahy. [Richardson 1885]
Définition française   [Tankarana] amie, camarade (entre femmes) ; cf. dràko, dria. (lòngo). [David 1952 (takila I)]

Mis à jour le 2017/03/10