Entrée intsotry
Partie du discours adjectif
Explications en malgache Miaraka amin' ny "tsy" mandrakariva (tsy...intsony) enti-milaza zavatra tsy hitohy na hisy famerenana, fa vita tapitra hatreo: Nivoadivoady Rakoto fa tsy hiteny imasom-bahoaka intsony [1.1]
Synonymes intsony

Mis à jour le 2022/01/25