Entrée iogoslavy
Partie du discours nom ou adjectif
Définition malgache Ny firenena na tompon-tany any amin' ny tanin' i Iogoslavia: i Belgrady no renivohitry ny Iogoslavia
¶ Momba an' i Iogoslavia, an' i Iogoslavia na avy any Iogoslavia: Repoblika enina no miforona ho fanjakana Iogoslavia [Rajemisa 1985]
Vocabulaire 
Origine Français: yougoslave.
Analogues  Iogoslavia

2012/12/26