Entrée ireo (io)
Partie du discours pronom [liste complète]
Définition malgache Enti-manondro olona na zavatra maro, ka ny halaviran-toerana tondroiny dia mitovy amin' ny tondroin' ny fototeny niaviany "io": Ampangino ireo zaza mitomany ireo fa mankarenin-tsofina [Rajemisa 1985]
Tableaux et planches tous les pronoms

2019/08/17