|
|
|
|

Entrée1  ireto
Radical  2 ito
Partie du discours  3  pronom [Liste complète]
Explications en malgache  4 Enti-manondro zavatra na olona maro mitovy halaviran-toerana lazaina amin' ny "ito" na "ity": Avoahy any ireto zaza ireto fa mitabataba. [1.1]
Explications en anglais  5 those, these. Plural of ito, which is obsolete except in compounds. [1.2#291]
6 these quite near (in sight). [1.7.en#32]
Explications en français  7 ceux-ci, celles-ci; ces. [1.3]
8 ceux-ci, tout près (visibles). [1.8]
Exemples  9  Tsy nisy niteny ireto namany. [2.499]
10  Ahoana re no nahazoana ireto vary ireto? [2.48]
11  Ho fahatsiarovana an' ireto ray aman-dreniko, izay samy efa nodimandry ireto [2.559]
Tableaux et planches  12  Tous les pronoms

Mis à jour le 2025/11/11