it   
azy
Misolo olona enti-manolo ny izy raha atao teny fameno: Tia azy aoka izany ny reniny; na raha atao milaza tompon-javatra: Tonga hamangy an-dRakoto aho: azy ve itỳ trano amoron-dalana itỳ? [Rajemisa 1985]
Him, her, it, them; his, hers, its, theirs. Accusative and possessive case of izy. [Richardson 1885]
him, her, it, them (as object); his, hers, its, theirs [Hallanger 1973]
Lui, elle, eux, le, la; à lui, à elle, à eux; c'est son tour ou leur tour. Il est nécessaire d'ajouter ireo à azy pour le pluriel, lorsque le sens n'est pas assez clair. Tsy mahalala azy aho: je ne le connais pas. Azy ity satroka ity: ce chapeau est à lui. Azy ny mantsaka rano anio: c'est à son tour d'aller chercher de l'eau aujourd'hui. Nanasazy azy ireo ny mpitsara: le juge les a mis à l'amende. [Abinal 1888]
izy
Misolo ny olona tenenina raha tokana ka atao teny lazaina: Ho tonga izy rahampitso [Rajemisa 1985]
Raha milaza maro dia matetika ampiana "ireo" ny izy: Tsy manan-divay intsony izy ireo [Rajemisa 1985]
He, she, it. Isy, ia and i are used in the provinces. [Malay iya; Polynesian ia, aia, iyi, i.] [Richardson 1885]
he, she, it [Hallanger 1973]
-ny
His, hers, its, theirs, that, which; by him, her, them, or it. [Richardson 1885]
Tranony [trano]. His, her, its or their house. [Richardson 1885]
Lasany [lasa]. Taken by him, her, it or them. [Richardson 1885]
Satrony [satroka]. His, her, its or their hat or hats. [Richardson 1885]
Tongony [tongotra]. His, her, its or their foot or feet. [Richardson 1885]
It is usual to elide the y of this word when followed by the article ny, and substitute it with an apostrophe, as: Tranon'ny olona: a person's house. Lazain'ny raiko: told by my father. [Richardson 1885]
his, her, its. their ; by him, by her, by it, by them. [Hallanger 1973]
De lui, d'eux, d'elles, par lui, par eux, par elle, par elles. Ny tompony: le maître de lui, d'elle, d'elles, son maître, leur maître. Tiany: aimé de lui, d'eux, d'elles. Amboniny: au-dessus de lui. [Abinal 1888]
Terminaison euphonique. Farany: la fin. Tobia rainy: Tobie le père. Radama rainy: Radama I. [Abinal 1888]
à lui, à elle, à eux; son, leur; fait par lui, par elle, par eux. [Hallanger 1974]