Entrée | 1 itarina |
Partie du discours | 2 verbe passif |
Radical | 3 itatra |
Morphologie |
|
Explications en malgache |
8 [1.1] Halehibeazina, halalahina: Nitariko hatrerỳ am-bavahady ny tanimbolim-boninkazoko Ampitomboina, na habe na habetsahana: Itaro isan' andro ny fahalalanao Ampitomboina ara-pilazana: Nitarinao ny filazana ny zavatra, ry Ikoto: olona efapolo raha misy no tonga ka nolazainao hoe roanjato |
Anagrammes | 9 anirita, atariny, atrainy, iranita, iriatan, itairan, itarany, itarina, niriata, nitaira, nitaria, riatina, tairina, taraini, tarinay |
Mis à jour le 2025/07/29 |
![]() |