Entrée itiavo (tia)
Partie du discours impératif du verbe relatif itiavana [liste complète]
Traduction française  [Abinal 1888]
Exemples 
1Fa ny zavatra hafa no itiavo olona, fa ny fanjakana aza entina amin-kena-maso. [Rahajarizafy: Kabary]
2any lehilahy lasa izany, no mba itiavo azy koa, fa io no tenany no asian-tsoa, io no hazo tapaky ny sampy, vorona fanpva hena, velona fanovan' ny maty, ,ary akaiky amoizana ny lavitra. [Rasamuel: Fandevenana]

Mis à jour le 2020/07/31