|
|
|
|

Entrée1  itikitra
Partie du discours  2  pronom [Liste complète]
Radical  3  itỳ
Explications en malgache  4  [1.1] misy tovana, mitovy hevitra sy fampiasa amin' ny fototeny niaviany "itỳ": Tsy tiako itikitra satroka itikitra. Aleoko lavitra itikitra
Explications en anglais  5  [1.7] this quite close (in sight)
Explications en français  6  [1.8] celui-ci, tout près (visible)
Exemples  7  [2.654#] fa anarany ny Tsimandoa amin' Ilehidama ataony hoe Iandafindraosa, fa raha ity anao itikitra, dia hanomezanay toky anao.
Tableaux et planches  8  Tous les pronoms

Mis à jour le 2025/07/29