Entrée itỳ
Partie du discours pronom [liste complète]
Explications en malgache Enti-manondro zavatra akaiky an' ilay miteny, na eny an-tanany mihitsy aza: Lehibe tokoa itỳ trano itỳ. / Homeko anao itỳ boky itỳ raha tianao / Esory any itỳ fa tsy tiako [1.1]
Explications en anglais This quite close (in sight) [1.7]
Dérivés 
Mots composés 
Tableaux et planches tous les pronoms

Mis à jour le 2020/07/31