| Entrée | 1 ivelezana |
| Radical | 2 vely |
| Partie du discours | 3 verbe relatif |
| Explications en français |
4 [1.3#823] |
| Exemples |
5 Itondrana faneva, ampiam-bozonina voasary mamy, ivelezana amponga.
[1.437#]
6 Raha misy ady, na zava-dehibe hafa mitranga, dia kohina antsoina ny olona, na ivelezana amponga. [2.508#] |
| Morphologie |
|
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|