|
|
|
|

Entrée1  ivelomana
Radical  2 velona
Partie du discours  3  verbe relatif
Explications en français  [1.3#824]
Exemples  4  Eo amin' ny toekarena dia ny fiompiana sy ny fambolena no ivelomana. [2.606#]
5  ny Fiangonana dia zavamisy ivelomana amin' ny maha mpiray tampo sy mpiara-dalana. [1.369#]
6  Io vidiny io anefa dia zara raha misy ivelomana ary dia mijalijaly sy tsy afa-mihoitra eo amin' ny fiainana i neny. [2.285#]
Morphologie 
7  Présent :
8  Passé :
9  Futur :
10  Impératif :
Tous les mots composés  11 fandraisana tsiron-javatra hivelomana
Proverbes  12  Proverbes contenant ce mot

Mis à jour le 2025/11/09