|
|
|
|

Entrée1  iza
Partie du discours  2  pronom [Liste complète]
Explications en malgache  3  [1.1] Atao eo aorian' ny anarana ka entina milaza olona: Ankizy iza no nandrovitra itỳ bokiko itỳ? nefa azo ilazana zavatra koa izy ka amin' izay entina manavaka ny iray amin' ny zavatra anankiroa na betsaka voalaza: Satroka iza amin' ireto no hovidinao?
Manao ny ankabeazan' ny asan' ny anarana ary enti-milaza olona indrindra: Iza no nanambara izany vaovao izany taminao? / Zanak' iza itỳ zaza itỳ?, nefa mety hilaza zavatra na biby ny "iza" mpisolo anarana raha ta hanavaka ny iray amin' ny zavatra roa na betsaka: Iza no hoentinao amin' ireto omby ireto?
Explications en anglais  4  [1.7] who?
Explications en français  5  [1.8] qui?
Tous les mots composés 
Synonymes  9  zovy
Tableaux et planches  10  Tous les pronoms

Anagrammes  11 azy, 12 iza, 13 zay

Mis à jour le 2025/09/13