Entrée izany (iny)
Partie du discours   pronom [liste]
Définition malgache   Enti-manondro zavatra na olona an' eritreritra fotsiny: Iza no nilaza izany vaovao izany taminao? / Tsy fantatro izany olona izany. Matetika koa anefa ny izany dia enti-milaza hevitra na teny vao nolazaina: Ny fotoana volamena, tsarovy mandrakariva izany teny izany, rankizy. [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise   that; those [Hallanger 1973]
Traduction française   celui-là; ceux-là [Hallanger 1974]
Mots composés, titres, noms  
Citations  

Mis à jour le 2010/05/30