|
|
|
|

Entrée1  izarỳ
Partie du discours  2  pronom [Liste complète]
Radical  3  iry
Explications en malgache  4  [1.1] Enti-manondro zavatra na olona somary takontakona, ka ny halaviran-toerana tondroiny dia mitovy amin' ny fototeny niaviany "iry"
Explications en anglais  5  [1.7] those quite far away (not in sight)
Explications en français  6  [1.8] ceux-là, assez loin (pas visible)
Exemples  7  [2.643] Ary izary hazo miavona izary, ranalahy io ka raha sanatria, mitrena eto io anio alina dia hahita loza eto isika telo mianaka.
Tableaux et planches  8  Tous les pronoms

Anagrammes  9  izarỳ, zairi

Mis à jour le 2025/07/29