|
|
|
|

Entrée1  izatỳ
Partie du discours  2  pronom [Liste complète]
Radical  3  ity
Explications en malgache  4  [1.1] Enti-manondro zavatra na olona somary takontakona ka ny halaviran-toerana tondroiny dia mitovy amin' ny tondroin' ny fototeny niaviany "ity" ihany: Tiako loatra izaty tanàna kely ato ambany andrefana voaravaka voninkazo. Matetika koa anefa ny "izaty" dia mpamaritra anarana enti-manambony na manindrahindra zavatra: Endrey! izaty tarehin-trano! na mamaritra mpisolo anarana misolo olona: Manao ahoana izaty izy?
Explications en français  5  [1.5] celui ou celle qui est là-bas, ce qui est là-bas
Exemples  6  [2.69#] ry havana, fa malahelo ahy tokoa izaty ikaky sy ineny;
Synonymes  7  izato, izatony
Tableaux et planches  8  Tous les pronoms

Mis à jour le 2025/07/29