|
|
|
|

Entrée1  jabaina
Radical  2 jaba
Partie du discours  3  verbe passif
Explications en malgache  4 Maizina dia maizina
5 Andehanana, irosoana am-pitandremana, tsapatsapaina: Jabao aloha sao midi-kizo ianao
6 Raharahaina, asiana raharaha, ahoana: Tsy nojabainy akory ny tenany fa avy hatrany izy niroso tao anoloan' ny miaramila namonjy ny zanany [1.1]
Morphologie 
7  Présent :
8  Passé :
9  Futur :
10  Impératif :

Mis à jour le 2025/12/08