Entrée jabora
Partie du discours nom
Définition malgache Tavin-kena ao anatin' ny omby, menaka tsy voaempo: Ny jabora no nanaovan' ny Malagasy teo aloha labozia
¶ Tavy, menaka: Oadray ny hatavin' iny olona iny! jabora daholo izao io mihonankonana amin' ny tenany io rehefa mandeha izy [Rajemisa 1985]
Définition anglaise beef tallow [Hallanger 1973]
Définition française  [Tankarana] suif. [David 1952 (takila J)]
 suif [Hallanger 1974]
Définition malgache menaka azo avy amin'ny biby [SLP: Voambolana]
Définition française graisse, suif [SLP: Voambolana]
Citations 

Entrée jabora
Partie du discours nom
Définition malgache Karazana hala maitsomaitso [Rajemisa 1985]
Vocabulaire 

2017/03/10