Entrée jaka
Partie du discours   nom
Définition malgache   Nofon-kenan' ny omby novonoina tamin' ny andro fandroana ka nifanateran' ny mpianakavy ho famantarana sy fahatsiarovam-pihavanana
¶ Vola natao solon' izany
¶ Fanomezana [Rajemisa 1985]
   haja omena ny ray aman-dreny, fanomezana isam-pety [Sihanaka] [Rakotosaona 1972]
Dérivations  
Mots composés, titres, noms  
Citations  

Entrée jaka
Partie du discours   nom
Définition malgache   teny, fiteny [Tanala] [Rakotosaona 1972]

Mis à jour le 2017/04/02