Entrée jamaikanina
Partie du discours nom ou adjectif
Définition malgache Ny firenena monina amin' ny andilan-tanin' i Jamaika mampitohy an' i Amerika avaratra sy atsimo: Teny anglisy no tenenin' ny Jamaikanina
¶ Momba an' i Jamaika, an' i Jamaika na avy any Jamaika: Ny "bauxite" jamaikanina no voalohany indrindra eran' izao tontolo izao [Rajemisa 1985]
Définition anglaise jamaican [3.1]
Définition française jamaïquain, jamaïquaine, jamaïcain, jamaïcaine [3.1]
Vocabulaire 
Origine Français: jamaïquain.
Analogues  Jamaika

2012/12/26