Entrée janga
Partie du discours nom ou adjectif
Explications en malgache Mpanaram-po amin' ny fitondrantena ratsy, miliba amin' ny fahalianana ara-nofo: Notorahin' ny olona ilay vehivavy janga
Enti-milaza lehilahy na vehivavy mandeha amin' olona tsy vadiny [1.1]
Explications en français Lascif [1.3]
Explications en anglais A prostitute
Immoral [1.7]
Explications en français Prostituée
Immoral [1.8]
Dérivés 
Articles 

Entrée janga
Partie du discours adjectif
Explications en malgache  [Bara] sitrana [1.78]
  [Tandroy] Vao avy narary, vao sitrana: Tsy mahaloha lavitse reke fa vaho janga [1.78]
  [Sakalava] Sitrana [1.1]
Explications en français  [Tankarana] Guéri: Efa janga ny marary (le malade est guéri) [1.19]
Dérivés 
Toponymes 

Entrée janga
Partie du discours adjectif
Explications en malgache Enti-milaza ny loha miranga ary mitraka tsara [1.1]
Explications en français Relevé [1.3]
Mots composés 

Mis à jour le 2023/03/06