Entrée japoney
Partie du discours nom ou adjectif
Définition malgache Ny firenena monina any amin' ny tanin' i Japana: Mihoatra ny zato tapitrisa ny isan' ny Japoney
¶ Momba an' i Japana, na an' i Japana na avy any Japana: Voakaly ary mafy ny taozavatra japoney [Rajemisa 1985]
Définition anglaise Japanese [3.1]
Définition française japonais, japonaise [SLP 1986]
Vocabulaire 
Origine Français: japonais.
Analogues  Japana

2012/12/26