|
|
|
|

Entrée1 jentilisa
Partie du discours  2 nom
Explications en français  3 athéisme [Vezo] [1.68]
Exemples  4 Vao novakiny tamin' ny feony madonda feno fitiavana fotsiny ireo andininy faha-25 sy faha-26, dia lasan-davitra ny eritreritra, fa hoy izy : "Fantatrareo fa ny andrianan 'ny jentilisa mampanompo azy tokoa, ary ny iehibeny manapaka azy fatratra. [2.356]
5 Matetika anefa, mahery ny rafitra fehezin' ny vola izay mamolavola ny saina mba ho 87 - "Fa amin'izany dia tsy misy jentilisa sy Jiosy, na voafora sy tsy voafora, na barbariana sy skytiana, na andevo sy tsy andevo, fa Kristy no zavatra rehetra sady amin'ny rehetra". [2.606]
Vocabulaire  6 Religion et Liturgie

Mis à jour le 2025/09/12