|
|
|
|

Entrée1  jeografia
Partie du discours  2  nom
Tous les mots composés 
Explications en malgache  5  [1.1] Sampam-pahalalana ianarana ny momba ny tany. Misy karazany efatra lehibe ny jeografia: ny mandinika momba ny toetoetra amam-bikan' ny vohon' ny tany jeografia fizika), ny mandinika momba ny fari-ponenan' ny olombelona, ny fitsinjarany araka ny volon-kodiny jeografia mifandray amin' ny olombelona), ny mandinika momba ny vokatry ny tany (jeografia ara-pamokarana), ny mandinika momba ny fitondram-panjakana sy ny fifampikasohan' ny firenena samihafa (jeografia politika)
Vocabulaire  6  Géographie: (en général)

Mis à jour le 2025/08/10