Entrée jio
Partie du discours   nom ou adjectif
Définition malgache   (teny tranainy) Hajefena, hakiliolio, haratsian-toetra
¶ Mpiriorio, mpangalatra, mpanao tontakely, olon-tsy vanona, fampiasa indrindra miaraka amin' ny hoe lahy, vavy: Jiolahy, jiovavy (izay indraindray ataon' ny maro hoe jiolahim-bavy) [Rajemisa 1985]
Définition française   Rôdeur, vagabond, vaurien [Abinal 1888]
Dérivations  
Mots composés, titres, noms  

Entrée jio
Partie du discours   nom
Définition malgache   [Bara] vakim-bilana fakana afo [Rakotosaona 1972]

Entrée jio
Partie du discours   nom
Définition française   [Tankarana] fragment, têt, tesson. [David 1952 (takila J)]

2017/08/04