| Entrée | 1 jipy |
| Partie du discours | 2 nom |
| Explications en malgache |
3 [1.1] Fiarakodia miaramila tany am-boalohany, afaka mandeha amin' izay tian-kaleha, ampiasaina amin' ny tany miady raha nisy zavatra na toe-javatra tian-kozahana na vaovao tian-koentina |
| Vocabulaire |
4 Transports 5 Militaire |
| Mis à jour le 2025/07/29 |
|