Entrée jojy
Partie du discours   adjectif
Définition malgache   (teny tranainy) Latsa-dranomaso, mijononoka ranomaso [Rajemisa 1985]

Entrée jojy
Partie du discours   adjectif
Définition française   [Tankarana] gras, replet, crasseux. [David 1952 (takila J)]

Entrée jojy
Partie du discours   adjectif
Définition malgache   [Tanala] antitra dia antitra: olo jojy aby n'mivela an-tanà fa n'sarongo koja ankerana ane (ny olona antitra dia antitra daholo no mipetraka an-tanana fa ny tanora kosa any an-tanana any avokoa) [Rakotosaona 1972]

Entrée jojy
Partie du discours   adjectif
Définition malgache   [Bara] sasatra [Rakotosaona 1972]

2017/03/10