|
|
|
|

Entrée 1  joria
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3 Karazan-tsikidy izay toy izao ny fametraka ny voa aminy; apetraka amin' ny laharana roa mifanao ambony sy ambany ny voa ao anaty kitranotrano valo valo avy [1.1]
Analogues  4  sikidy
Combinaisons  5  1 expressions, toponymes, phytonymes et autres avec le mot joria
Citations  6  Textes citant ce mot

Anagrammes  7 Jairo, joria

Mis à jour le 2026/04/20