Entrée kafa > hafa
Partie du discours adjectif
Explications en malgache Tsy izy, tsy ny voalaza: Rakoto no namono ny mamba ka ny hafa no niravaka ny nifiny / Olon-kafa no nanao izany fa tsy izaho
Tsy mitovy, tsy tahaka: Hafa itỳ satroka itỳ noho itsy [1.1]
Explications en anglais Different [1.2, 1.7]
 Another [1.2]
 Other [1.7]
Explications en français Autre; différent [1.3, 1.8]
Exemples 
1Misy fomba hafa va? [2.270]
2Aza manao hira hafa; [2.59]
3Saingy ny hafa tsy izany. [2.285]
Morphologie 
Simple : hafa, -kafa
Dérivés 
Mots composés 
Hyponymes Fianakaviana hafa kely (Nivondrahona)
Proverbes 

Anagrammes 

Entrée kafa > hafàna (fana)
Partie du discours nom
Explications en malgache Toetran' ny zavatra mafana: Arakaraka ny hafanan' ny andro no tokony hanaovana akanjo maivana [1.1]
 Tondron'ny hafanana na ny hatsiâkan'ny zavatra iray [1.13]
Explications en français Température [1.13]
Synonymes mari-pana
Mots composés 

Anagrammes 

Entrée kafa > kafatra
Partie du discours nom
Explications en français  [Tanosy] (de fatra : la mesure) Cardiophyllariopsis perrieri Capuron ined. (Sapindaceae). Le bois servait à tailler des mesures pour le riz. [1.196]

Anagrammes 

Entrée kafa > kafana
Partie du discours nom
Explications en malgache Fandavana amim-pahatezerana na amin' alahelo [1.1]
Explications en français (duplicatif kafankafana plus usité) Paroles réitérées de refus, cris de colère [1.3]
Dérivés 
Synonymes kafankafana

Entrée kafa > kafana
Partie du discours adjectif
Explications en français  [Tankarana] Tout à fait sec. [1.19]

Anagrammes