Entrée kakajo
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Tanala] Hazo na tapa-kazo: kakajo diana am-potaka: dina ny vodine mitranga ny lohane, ka diana ny lohane, mitringa ny vodiny (hazo hitsahina am-potaka ka tsindriana ny lohany, miainga ny vodiny) [1.78]

Entrée kakajo
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Bara] Tilikambo [1.78]

Mis à jour le 2020/07/31