Entrée kakao
Partie du discours   nom
Définition française   [Tankarana] nom d'une espèce de poisson. (Carangidae). [David 1952 (takila K)]
Vocabulaire  
Nom scientifique   Carangidae

Entrée kakao
Partie du discours   nom
Définition malgache   Karazan-kazo mety hahatratra 3-4m ny haavony, izay ahazoana voany antsoina koa hoe kakao. Ireo voa ireo, izay ao anatina voa lehibe, dia totoina ka rehefa afaka ny menaka aminy dia ahazoana vovoka mania mena anaovana ilay zavapisotro fantatra amin' ny anarana hoe kakao. Raha endasina kosa indray ireo voany madinidinika ire o, nefa tsy alana ny menaka ao aminy, ka totoina, dia ahazoana fetafeta mania mena volomparasy izay mihamafy ka anaovana ny sokolà [Rajemisa 1985]
Vocabulaire  
Origine   Français: cacao.

Entrée kakao (kaka)
Partie du discours   impératif du verbe passif kakàna [liste]
Exemples   Kakao ao ambanin' ny vata [Rajemisa 1985]

2017/03/10