Entrée kaky
Partie du discours nom
Définition malgache (ny fampiasa matetika dia Ikaky) Teny entina miantso ny ray: Maty aho, ray Kaky ama-Neniko
¶ Teny fanajana entina milaza ny ray na ny olona azo heverina ho toy ny ray: Eto angaha Ikaky mipetraka [Rajemisa 1985]
Définition française  [Tankarana] père. [David 1952 (takila K)]
Exemples 
1Inona izato entinao, ry Kaky? [Rahajarizafy: Kabary, page 20]
2Vonjeo aho rey kaky aman-draneniko! [Andraina: I Vola, page 97]
Vocabulaire 

Entrée kaky
Partie du discours nom
Définition malgache voankazo [SLP: Voambolana]
Définition française kaki [SLP: Voambolana]
  [Merina] (du nom japonais kaki, repris par les Français). Diospyros kaki L.f. (Ebenaceae). Arbre fruitier originaire du Japon. Introduit et cultivé sur les plateaux. Fruits comestibles. [Boiteau: Végétaux]
Vocabulaire 
Nom scientifique Diospyros kaki

Entrée kaky
Partie du discours Non spécifié
Définition malgache  [Bara] [Rakotosaona 1972]
Dérivations 

Entrée kaky
Partie du discours nom
Définition malgache  [Bara] Vifotsy: Tafo kaky [Rakotosaona 1972]
Vocabulaire 
Synonymes aky

2018/11/30