| Entrée | 1 kamambe |
| Partie du discours | 2 nom |
| Explications en malgache |
3 [Betsileo] valindrihana, volotsangana fanao amin'ny rihana: Ataovo añe ambony kamamba añe ny voanjo fa maiña ny andro (Ataovo any ambony valindrihana any ny voanjo ny maina ny andro)
[1.78] |
| Mis à jour le 2026/02/04 |
|