|
|
|
|

Entrée1  kankandio
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3 Karazan-kankana fisaka mirefy 1 na 2 sm, izay mivelona ao anatin' ny lalandran' ny olombelona ka mahatonga ny aretina atao hoe takilodrano. (Misy karazany roa ny kankandio: ny kankandion-tsinay ary ny kankandion-tatavia, ka arakaraka izay kankandio tafiditra amin' ny tena no maha-samy hafa ny takilodrano mahazo ny tena koa) [1.1]
[kakan-dio] 4 karazana kankana mivelona amin'ny sifotra mahatonga ny bilarziôzy [1.13]
Explications en français  5 bilharzie [1.13]
Vocabulaire  6  Santé
Synonymes  7 sokoraty

Mis à jour le 2025/09/12