Entrée kantsanana (kantsana)
Partie du discours verbe passif
Explications en malgache Tapahina tanteraka amin' ny antsy maranitra; didiana tarangana: Nokantsanany tamin' ny antsimbilona ny rambon' ilay ondry [1.1]
Morphologie 
Présent : kantsanana, kantsanako, kantsananao, kantsanany, kantsanantsika, kantsananay, kantsananareo, kantsanan', kantsanan-, kantsanam-, kantsana-
Passé : nokantsanana, nokantsanako, nokantsananao, nokantsanany, nokantsanantsika, nokantsananay, nokantsananareo, nokantsanan', nokantsanan-, nokantsanam-, nokantsana-
Futur : hokantsanana, hokantsanako, hokantsananao, hokantsanany, hokantsanantsika, hokantsananay, hokantsananareo, hokantsanan', hokantsanan-, hokantsanam-, hokantsana-
Impératif : kantsano

Mis à jour le 2023/01/20