Entrée kapoly
Partie du discours nom
Définition malgache  [Taisaka, Tandroy, Tsimihety] Hazo madinidinika mahatratra roa metatra sy sasany ny halavany, izay ahazoana ditiny mandronono fotsy mety mivaingana ary azo nifisana ho toy ny tady kely [Rajemisa 1985]
Vocabulaire 

2013/01/11